Fampidirana
Ireo tsara ho fantatra rehetra raha te hilalao Gitara Klasika.
Ho hitantsika ato ihany koa ny fomba fandraisana an-tànana ny gitara, ny technique main gauche, technique main droite, ireo fomba vitsivitsy ahafahana manoratra ny feo, ireo kojakoja fototra ilaina raha hilalao gitara klasika ; ary torohevitra maro isan-karazany tsara arahina raha hilalao klasika